forum.serasera.org
        <link>https://forum.serasera.org/</link>
        <dc:language>mg</dc:language>
Zavatra tena manandanja sy manamarika fa andro farany tokoa izao.
                <description><![CDATA[Miainga @ [b]MATIO .24: 14[/b]
Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany.
— Matio 24 : 14]]></description>
Fetim-pirenena 2026
                <description><![CDATA[Nilamina kosa aloha ny fankalazana ny fetim-pirenena tamin'ity 2026 ity e. Hita hoe miramirana ny olona na dia mbola mahantra aza.
Nisy ny fanentanana hoe hanangan-tsaina isaky ny tokantrano fa tsy nisy ireo olona niteny hoe izahay tsy hanangana sns, tahaka ny taona faramparany nisesy teo.
Nisy ihany... ]]></description>
Narovana sy ny death note
                <description><![CDATA[Olana manodidina ny fanabeazana sy ny "crise d'adolescence" ary ny finoana ny olan'i Narovana, ilay zazavavy kely nitsambikina namono tena avy any amin'ny rihana fahaefatra, raha ny fandinihako manoka.
- Olana ara-panabeazana satria nobeazin'ny "manga" sy ny "tik tok" ary ny karazana tambazotran-tserasera... ]]></description>
Mampiditra hira 
                <description><![CDATA[Bonjour 
Ahoana mampiditra hira ato ry Hery Serasera? ]]></description>
Namana taloha teto am serasera.org
Vehivavy 29 taona ,aty fenaratsoa ,mbl tsy niteraka no manoratra, sao ato lay silampanahiko,mb lehilahy matotra, miasa stable sy vonona hiroso aminy tokatrano sy mbl tsis zaza
                <description><![CDATA[Raha toa mpitantana Chorale ianao, na vondrona mpihira, na olon-tsotra te hanana raki-kira tsotra fotsiny ihany koa dia nivoaka izao ny Hymn'All izay fitaovana mety hanampy anao.
[ul]
[li]Tehirizo ao amin'ny toerana iray ny Raki-kira misy ireo tononkira fihiran'ny tarika misy anao[/li]
[li]Asaivo... ]]></description>
Fitsapana lainga
                <description><![CDATA[Nanontaniako i ChatGPT fa mbola i Madagasikara ihany aloha no firenena nampiasa fitsapana lainga izany raha ny fahafantarany. Zavatra mbola tsy nisy ???? raha toa ka hanivanana izay hitondra firenena na ho mpikambana ao amin'ny governemanta.
Ny tanjona hono dia hoe mba ho olona madio (farafaharatsiny... ]]></description>
Application Tononkira 3.1.4
                <description><![CDATA[Efa elaela ihany izay no nivoahan'ny application Tononkira ho an'ny Android. Na ny iPhone koa ara efa vonona fa tsy mbola eken'ny Apple dia avelako ao aloha.
Koa indro indray ary ny version farany nivoaka androany
[url=https://tononkira.serasera.org/downloads/get/tononkira-3.1.4.apk]Alaivo eto ny APK[/url]
Azonao... ]]></description>
Hajanona ve ny ady any Iran?
Rajaonarison Mamitiana
                <description><![CDATA[Elaela tsy niresaka pôlitika. 
Nahafinaritra ahy ny PM teo aloha Herintsalama noho ny  asa vitany. Fa avy eo moa rariny ihany ny nanalàna azy satria mbola governemanta voalohany tao anatin'ny fanavaozana... ny savorovoro sns mbola misy ambiny.
Fa ity vaovao ity, ahoana no fahitanareo azy? Efa Tale-n'ny... ]]></description>
Fantatrao v?
                <description><![CDATA[Maro no mbola tsy mahafantatra misy koa no mbola manafangaro.
Inona ny helo, ary inona ny paradisa? inona ny afobe , helo ihany v? Ary inona ilay tany vaovao sy lanitra vaovao, paradisa ihany v?
Betsaka no mbola mino fa tena ho an-danitra ny olona...izay tokoa v no tena marina ?]]></description>
???? ILAY TOKANA ATO AM-POKO ????
                <description><![CDATA[(Toko 1)
Ny bitsiky ny foko, ianao no andrianiny
Ny lalana rehetra, ianao no fahazavany
Tsy misy hafa intsony, fa ianao irery ihany
Ilay tokana ato am-poko, mandrakizay eto an-tany.
(Refrain)
Ony tiako ianao, tena tiako tokoa
Tsy misy atakaloko anao, fa ianao no soa
Lasanao ny fitiavako, tontolo... ]]></description>
                <description><![CDATA[Faly mifanerasera amin-tsika hatrany ry namana isany.
Samia mandinika ny zava-misy ankehitriny dia MBA diniho  tsara ary fakafakao lalina ity tenin'i Jesosy Kristy ity...
Fa Andriamanitra kosa nanao taminy hoe: Ry adala, anio alina no halaina aminao ny fanahinao, ka ho an'iza izay zavatra noharinao?... ]]></description>
                <description><![CDATA[Faly mifanerasera aminareo indray ry namana isany, 
Efa elaela ihany izay no tsy mifaneraserana teto, toa nangina ny saha?
MBA aiza daholo ireo namana rehetra Mbola any ihany v? Rhajo, bor2lais, maranatha, gasy1zay sns tsy voatanisa?]]></description>
Fanavaozana ny Radiovazogasy
                <description><![CDATA[Eo an-dalam-panavaozana tanteraka ny Radiovazogasy aho amin'izao fotoana izao. Ny site sy ny studio no hohavaozina amin'izany. 
Ny site aloha dia atao mitovy amin'ny fitaovana izay ampiasain'ny Tononkira sy ny Vetso ny fitaovana ao anatiny. Ho an'izay liana kokoa dia mampiasa CodeIgniter 4 isika... ]]></description>
Hainteny
Lova tsara
                <description><![CDATA[      Rubel__ on_y_va__RL__music
Ny fianara no lova tsara indrindra
Ny fianara ro maha  tafita
Mianara tsara rankizy eh
Fa fianara io no tena izy euh,, mianara tsara raha vao ampianarin'olo fa fianara io no tsy itambara amin'olo , mianara
Hatrany amin'ny EPP jusqu'à amin'ny CEG miampita amin'ny... ]]></description>
Lova tsara
Fanontaniana ho anareo ao Suisse
                <description><![CDATA[Salama daholo, misy mahafantatra ny Labdoo ao Zurich vé ato, lay manao don ordinateur 
Misaotra indrindra ]]></description>