tononkira.org
Miasa amin’ny fiainako
Momba ahy amin’izay rehetra atao
Mety tsy ho takatry ny saiko f’izao, miasa amin’ny fiainako Ianao
Manomana ho avy tsara ho ahy
Manome fiadanam-po maharitra mandrakizay
FahasoavaNao no nahatoy izao ahy
Miasa amin’ny fiainako Ianao
Tsara Andriamanitra
‘Zaho rehefa manompo Azy mahatsiaro finaritra eh (Oh Oh, Tsara Izy eh)
‘Zaho manambara aminao fa tsara Andriamanitra eh (Oh Oh, Tsara Izy eh)
‘Zaho rehefa manompo Azy mahatsiaro finaritra eh (Oh Oh, Tsara Izy eh)
sambatra izay mitoetra
Ao atranon'ny Avo indrindra (Ao tranon'i Jehovah)
Sambatra izay manan-kery, (Ao am-pony (x3), hiderà Azy)
Izay manan-kery avy Aminao Andriamanitra ô! Andriamanitra ô!
Sambatra izay mitoetra, ao atranon'ny Avo indrindra
Hidera Anao, hidera Anao, Hidera Anao mandrakariva
Tantano
Apetrako aminao Kristy
Ianao ilay Ray mpitantana ahy
Manoratra an'izay mety ho ahy
Ankiniko eo an-tananao
zay rehetra momba ahy
Fa ianao tia ahy
Mahalala izay mety ho ahy
Refrain:
ka n'aiza misy ahy(misy ahy)
Ka n'inona atao
Eo fona ianao Ray
Manolotana ahy
Tatra
Hey
Tatra
You get it
Tatra…you get it
Mi bika … mi bika be
De lasa tsara Zay misy anao naizanaiza
Baby … you like masova mi rise up
Yeah yeah
Tatra…you get it
Baby mi bika … mi bika be
De lasa tsara Zay misy anao naizanaiza
Baby … you like masova mi rise up
Ron-tsadoko
Anao io vadiko oh
Tiako ampan-gotegny eh
K'nefa zaho
tsy maharaka  !
Posoko mbola tataka e. eh .x2
Ye Ye Ye
Rf: Ts'isanan-dro oh oh
RON-TSADOKO oh. x2
(A Ra papany eh ! Mbo hoviagna mao zaho vidiananao lamban-pety)
Jereo ity nosinay
Fa mijaly sy mahantra mila ho kivy indraindray
Ny jaly sy ny horohoro no iainana
Ny ngidim-piainana efa tsy ho zakanay
Aiza ianao fa mila Anao 'zahay (mila anao)
Tompo ô vonjeo ny taninay
Atsotray ny tànanao ry Ray (ô vonjeo)
Iposahan'ny mazava indray
Mangoraka ny fo
Mahita ny manjoa!
Mba te hitroatra fa mba ho aiza mo?
Mahantra Anao ry Ray ny tanindrazanay
Mba tianay hiavana aminao izahay
Ref: Mba hiantrao fa mahonena izahay Tompo oh
Fa maro be ireo ota izay mangeja anay ô mba vonjeo
Mba hamindrao fo avelao ny helokay Tompo ô
Malakilaky
Lera anie izao tokony hamonjy fodiana
Mbola lavitra ny làlana maro koa ireo fandripandrika
ataon'ilay ratsy mila miomana
Dieny mbola tsy midy ilay varavarana dia mandehana mody
Fa ny zanak'Andriamanitra rehefa mivavaka dia tsy maintsy tody eh
Tsy miady irery
Dia Ianao tsy mba mandao na mangidy na ny mamy
Ny fiainana isan'andro miankina Aminao
Tsy manahy izay miseo
Satria eo an-tànanao
Ref: Fantatray tokoa ny ady sarotra
Reraka ny fo raha mbola hikaroka
Izay any an-kafa indray fa eo Ianao ry Ray